<iframe width="580" height="385" src="https://www.youtube.com/embed/kVGJq0sSP8g?rel=0" frameborder="0" allowfullscreen></iframe> <br>Mozika malagasy. <br><a href="https://www.youtube.com/watch?v=kVGJq0sSP8g">source</a>
tena mahamanina any @ tanana sy ireo bandy akama izany hira izany ok letsy zala tohizo fa tsara.
tiako rana
Raprosy bien bon
tohizo fa soa lekaaaaaa
hafa ihany ny hira gasy j'adore
Hiran iza mo ity navaozin zalah fa mlay fona na ito na le taloha
tena tsara, iary mahafinaritra ilay angorodao
Malagasy est tout ses culture coutumes ???❤️❤️❤️
te hody aho zan
Eka leka , raha ma tazomidroky amizao no ataonareo dia tsra ary dia lasa miha laitsa ianareo , aza mivona fa tazomo ny maha fianara modernisé ataonareo io fa de afaka ianareo amnio
Soa leka zalahy an!!!mamanimanigna ny agny ambala
Misaotra e, Misaotra Raprosy a! Tsara Be TARALILA …
mahatsiaro any fianara se mahita ny clip nareo egny andohasana
Misaotra fa mafinaritra b nareo e
Soa b ?
Tratry ny taona 2019 aby
ioyyyyyy!!! Hafa ihany ny koka betsileo ra ona! hihih
Mitsaotsa roba
Mitsaotsa leka zalahy a!!!
ehhh, soa manimagnina ny havako aby aho si mandre zao hira zao!!
Ceci est tout sauf betsileo
Mroky rok
Eka rôba aaa!!!! Fianara ihn agnay!!
Thanks from Australia.
I like Malagasy language.
Misaotra le tiko be mampiatsaro any madagascar ay mercii
Milay eee
lamako dada raprosy an
misaotra fa tsara le hira e! hatsiarovana ny any an-tanana
toto gnita sy faky hono !!eee
misaotsa leka zalahy a
Tsara b o tiko oladada merci
Teoako loatra e ! Misaotr zalah a
Asio dada RAPROSY a!!!!
boribory ny kanety e! lavalava ny farara! soa soa bèèè!
Milay be.
So de mahamanimanigna rôbani zay koah. De soaa!!!
Taralila mi taralala tegnany @faragny taogna makasitrak eeeee
Nafinaritra mintsy nanaovanareo azy io t@ le mariage iny
Soa soa madigna leka zalahy
J'adore la culture Malagasy, Mr6 eeee
Saotsa leka zalahy a! Maromaroa tahaka ty! Lehe olo tsa mandihy @ hira ty efa tsa mba iy koa.
Mahay reto zoky reto ka
ao soa zao zalahy aaaa. mampahtsiaro tam agnay vo Kely. soa be leka aaaaa!!! ategna d mikoka rery mitaino azy koah. bravoooo
Tsara be
Tsara Leroy hira Ty eeee
Agnay e de faly! ny raha tahakity dia vo magnampy ny maha "Fière d'etre Betsileo"
Soa be! Misaotsa e
tena soa toko a!
tokony ty hira natao t@mariage ny ray @reo akama reo vo natao vo vetivety ign ???tena tsa maha hetsaky mihaino anareo zalahy ????????????